Teny iditra |
mitahiry
(tahiry)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manokana amin' ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba: Mitahiry vola hampianarany ny zanany rahatrizay izy ¶ Mitana: Tsy nitahiry afa-tsy izay boky ilainy izy fa namidiny daholo ny sisa rehetra ¶ Mitana amim-pitandremana, mampaharitra amin' ny toetra tsara: Nitahiry ny hadiovam-pony izy mandra-pahafatiny ¶ Mampaharitra: Mitahiry izao tontolo izao Andriamanitra. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to keep, to take care of, to guard [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | conserver, garder [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|