Entrée | 1 mitaky (taky) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho 4 Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo [1.1] |
Explications en anglais |
5 to demand one's due [1.7] |
Explications en français |
6 réclamer, réclamer son dû [1.8] |
Exemples |
7 mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana; [2.69] 8 Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy. [2.895] |
Morphologie |
|
Analogues | 13 mampandoa, mamoritra, maka ny an' ny tena, manaraka, mihady levenambola, manao takin' adala, manao tadidin' ny mpanaraka |
Mots composés |
|
Anagrammes | 15 makity, mitaky |
Mis à jour le 2023/10/04 |