|
|
|
|

Entrée mitaona (taona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitondra (zavatra) avy amin' ny toerana anankiray mankamin' ny toerana hala: Mitaona fasika no raharahan' io lehilahy io
Mitarika hanao: Izy ihany no nitaona ahy hivarotra [1.1]
 Mitatitra zavatra [1.13]
Explications en français Charrier, porter ; entraîner, pousser, tenter [1.3]
 Transporter [1.13]
Morphologie 
Présent : mitaona
Passé : nitaona
Futur : hitaona
Impératif : mitaoma

Mis à jour le 2022/12/19