Teny iditra mitapaka (tapaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mizara roa na telo ka misasaka ny tapany avy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be broken in the middle; to be cut in half [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay être cassé en deux [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mitapaka
nitapaka
hitapaka
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31