Teny iditra |
mitena
(tena)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka vaovao io ¶ Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin' ny taombaovao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to wear something habitually [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | porter le vêtement habituellement [1.8]
|
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mitenà
(tena)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitena
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|