Teny iditra | mitery (tery) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamotsitra, mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Lasa nitery omby i Rainikoto [1.1] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitery io | ||||||||||||||||
Teny iditra | mitery | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] manery [1.78] | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | mietry |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |