Teny iditra |
mitoetra
(toetra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Monina, mipetraka: Mitoetra amin' ny trano mahafinaritra izy ~ Aiza ianareo no mitoetra? ¶ Mipetraka: Aza mitoetra eo amin' ny vava rivotra eo? ¶ Mijanona: Nitoetra herinandro tany Fianarantsoa izahay mirahalahy ¶ Mitombina: Nitsanga-nitoetra Rakoto niandry ny zanany ho tonga. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to dwell; to rest; to sit [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | habiter, rester [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny |
mitoetra |
Ny lasa |
nitoetra |
Ny hoavy |
hitoetra |
Filaza mandidy |
mitoera |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Tovy hevitra | |
Ohatra |
1 | Tsy naharitra ela tao izy ireo, fa maro rahateo izy, ka nanempotsempotra ny marary, raha mitoetra ela.
[2.324]
|
2 | Ity avy amin' ny mpivaro-damba iray, zanaka ampielezana, mitoetra ao an-drenivohitra ao.
[2.470]
|
|
Ohabolana |
|