Teny iditra | mitohy (tohy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsora-by: Nitohy vakana anikeheo ny zokinay ¶ a) misy tsy tapaka, tsy misy fiatoana: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro ka vaky ny fefiloha ¶ b) mifanarakaraka betsaka: Nahita soavaly betsaka nitohy teny an-dalana izahay | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 710]
Enfiler des perles, de la viande etc. ¶ être ajouté, uni, enfilé; continuer, comme la pluie, comme un procès, ne pas discontinuer, se suivre: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro (La pluie n’a pas discontinué pendant une semaine) ~ Nitohy tsara ny laha-teny nataony (Son discours se suivait bien) ~ Nisy ramole betsaka nitohy teny an-dàlana (Il y avait beaucoup de mulets qui se suivaient sur la route) | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [SLP 1986] tsy miato | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [SLP 1986] continu | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mitohy io | ||||||||||||||||
Sary |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/18 |
![]() |