Teny iditra mitokiky (tokiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamitsaka sady manjonitra toa malahelo; mipetraka, mijokaiky: Nitokiky teo an-tokotany izy nony lasa ny zanany [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mitokiky
nitokiky
hitokiky
Teny nalaina 

Teny iditra mitokiky (tokiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miferinaina foana [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mitokiky
nitokiky
hitokiky
mitokikia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31