Teny iditra |
mitoky
(toky)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | mametraka fanantenana: Tsy hitoky amin' olona mpamitaka toa anao na oviana na oviana aho ¶ miankina, miantehitra: Aza mitoky amin' ny fahaizan' ny tena [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | avoir confiance ne, se confier à, compter sur: Aza mitoky amin' io lehilahy io (N'ayez pas confiance en cet homme, défiez-vous de cet homme) ~ Aza mitoky amin' ny haren' ny tany (Ne comptez pas sur les richesses de ce monde) [1.3]
|
Haiendriteny |
|
Ohatra | Ary mbola mitoky ny sampy ny olona monina any;
[2.48]
|
|
Teny iditra |
mitoky
(toky)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
maminany (ombiasa) [1.78]
|
| Mamosavy, mamorika [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | ensorceler [1.3]
|
Haiendriteny |
|
|