Teny iditra | mitola (tola) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tofoka ¶ Miraika kely, mirona, mihilana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | mitola | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] mianjera (hazo, trano) [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||
[Tanala] mianjera, milatsaka: Atofay tsara ñy jaja tsy ihira eo fa mitola añe io akondro io (tandremo ny ankizy tsy hilalao eo fa milatsaka any io akondro io) [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |