Teny iditra | mitomany (tomany (tany)) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino ¶ Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy. [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to cry for something [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | pleurer après quelque chose; pleurer [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
[ mitomañy ] [Sakalava-Mayotte] pleurer [Andilidine: Lexique (takila M)] | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Soratra misy io teny mitomany io Ohabolana misy io teny mitomany io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |