Teny iditra | mitomoetra (tomoetra (toetra)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitoetra, mipetraka, mijanona: Mitomoera andro vitsivitsy atỳ aminay [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to dwell; to rest; to sit [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | habiter, rester [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mitoetra | ||||||||
Ohatra | Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona.
[2.470] | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitomoetra io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |