Teny iditra | mitondraka (tondraka) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahazo rano haniriany tsara: Tsy mbola nitondraka lahy ity voninkazo itỳ! ¶ Mihoa-pefy: Nitondraka ny rano fa be loatra ny orana ¶ (biby) Manaram-po miraoka ahitra amin' ny volin' olona: Tsy manaiky aho fa omby dimy no nentin' i Lita nitondraka teny an-tanimboliko [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | déborder, se répandre ¶ paître dans les plantations d'autrui, se dit des animaux [Abinal 1888] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mitondraka io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |