Teny iditra mitosy (tosy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikasika (amin' ny lalao kanety) [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
mitosy
nitosy
hitosy
mitosia

Teny iditra mitosy (tosy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana: Mitositosy amin-dreniny erỳ io zaza io [1.1]
Haiendriteny 
mitosy
nitosy
hitosy
mitosia

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31