Teny iditra mitotongana (totongana (ongana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mihilana, mihohoka: Vonjeo fa mitotongana ilay siny feno rano
¶ Mihena, miletsy, mitambotsotra: Nitotongana ny vidin' ny lavanila taona ito
¶ Mietry, mandrorona: Nitotongana Rangahy iny noho ny fisotroany toaka
Haiendriteny 
mitotongana
nitotongana
hitotongana
mitotonna

Teny iditra mitotongàna (totongana (ongana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitotongana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31