Teny iditra mitrakitraky (trakitraky)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mievotrevotra avo, mitringitringy noho ny hahiazana: Mitrakitraky ny taolan-tratran' io marary io [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra trakitraky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31