Teny iditra mitrona (trona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy mamoaka feo: Mitrona ny kisoa
¶ Misatrasatra tsy avy miaina: Mitrona ny marary [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to grunt like a pig [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay grogner comme un porc; rugir, ronfler [Hallanger 1974]
Voambolana 
Haiendriteny 
mitrona
nitrona
hitrona
mitronà

Teny iditra mitronà (trona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31