Teny iditra mitsena (tsena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha mba hihaona amin' olona tonga avy lavitra: Hitsena ny zanany izy ka falifaly erỳ [1.1]
Haiendriteny 
mitsena
nitsena
hitsena
mitsenà

Teny iditra mitsena
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] mivarotra any an-tsena [1.78]

Teny iditra mitsenà (tsena)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsena [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra samenty, maintse, mañitse

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31