Teny iditra |
mitsilo
(tsilo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Manazava, manome hazavana: Ny volana fenomanana no nitsilo ny dianay halina ~ Andriamanitra anie hitsilo ny sainao amin' ny fanadinana izay hataonao |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
to light the way; to look for something with a light |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974]
éclairer; chercher avec une lumière |
Haiendriteny |
|
Ohatra | [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 130]
Izy izay mitsilo lalana ireo mpilanja an-dreniny, nefa toa mitoetra amin' ny haizina ihany indray.
|
Teny nalaina |
|