Entrée mitsivalana (tsivalana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Tsy mitsangana fa mandry mibahana: Misy hazo mitsivalana eo amin' ny fidirana ao am-pahitra
Mibahana manao izay tsy hahatanteraka zavatra iray: Rakoto no nitsivalana tamin' ilay hevitrao [1.1]
Exemples Amin' ny lavaka roa mifanakaiky, latsaka kely noho ny indray mandingana ny elanelany na mitsotra na mitsivalana. [2.472]
Morphologie 
Présent : mitsivalana
Passé : nitsivalana
Futur : hitsivalana
Impératif : mitsivalàna
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20