Teny iditra | mivala (vala) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy fefy manodidina: Efa mivala ve ny ombinareo? [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | être entouré [1.3, 1.196] | ||||||||||||
être séparé [1.3] | |||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | mivala | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] manaraka ny lalan-drano [1.78] | ||||||||||||
Fivaditsoratra | mavila |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |