Entrée |
mivalana
(valana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mangery, miavela Marary kibo ka mangery matetika [1.1]
|
| Marary kibo mipiriritra [1.13]
|
Explications en français | Avoir la diarrhée [1.13]
|
Exemples |
1 | Lasa nivalana izy
[1.1]
|
2 | Mararin' ny inona ity zanakao ity, Ramatoa? -- Mivalana izy io, Dokotera
[1.1]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
mivalana |
Passé : |
nivalana |
Futur : |
hivalana |
Impératif : |
mivalàna |
|
|
Entrée |
mivalana
(valana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tanala]
[ mivalaña ] Manara-drian-drano (mifanohitra amin'ny miorike) [1.78]
|
| Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto [1.1]
|
Explications en français | Descendre en aval [1.13]
|
Morphologie |
Présent : |
mivalana |
Passé : |
nivalana |
Futur : |
hivalana |
Impératif : |
mivalàna |
|
Antonymes |
|
Entrée |
mivalàna
(valana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mivalana
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|