Teny iditra mivarotra (varotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao varotra: Mivarotra no antondraharahany
¶ Manakalo zavatra vola: Mivarotra anana Rasoa [1.1]
Haiendriteny 
mivarotra
nivarotra
hivarotra
mivarota
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20