Teny iditra mivikavika (vikavika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Vita vikavika: Vao mivikavika izy ity ka hanaovanao sahady ve? [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mivikavika
nivikavika
hivikavika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31