Teny iditra mivikiviky (vikiviky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mamindra mailamailaka amim-paharisihana; manao dia maika: Nivikiviky erỳ i Balita kely nandeha nianatra
  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] mavitrika
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] aller lestement, rondement
Haiendriteny 
mivikiviky
nivikiviky
hivikiviky
mivikivikìa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31