Teny iditra mivilana (vilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahitsy tsara fa misompirana: Mivilana ity rindrina ity izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to be crooked, to be warped [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être courbé, être tordu [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny mivilana
Ny lasa nivilana
Ny hoavy hivilana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20