Entrée | mivoho-mamba | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Tsy manaiky ny mpitondra; tsy manaiky tsy mandà, na mihenahena amin' ny fanoavana ny didy aman-dalàna. [1.1] | |
Exemples | Radama Manjaka namory ny anivon' ny riaka, sy nanao salaka fohy, sy namory ny ambani-lanitra, izay tsy mirokaroka, ary izay tsy mivoho-mamba, sy izay manoa sy manasina, ary mifaly ny Manjaka
[2.857] | |
Mots élémentaires | mivoho ; mamba | |
Mis à jour le 2023/08/18 |
![]() |