Teny iditra mivongana (vongana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mitambatra ho iray tsy misaraka: Mivongana ny oram-panala
¶ Mandry: Ronono mivongana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to be in lumps or blocks
¶ to be curdled (of milk)
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] être en blocs ou gros morceaux
¶ être caillé
Haiendriteny 
mivongana
nivongana
hivongana
Ohatra  [Callet: Tantara, takila 118] manekitra an-kibo ny aretina, ka tsy mivongana ny hanina hanina, dia levona amy ny aretina.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31