|
|
|
|

Entrée mivo (vo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: mivovò ny mpandalo ity alika ity [1.1]
Explications en anglais To bark [1.7]
Explications en français Aboyer [1.8]
Exemples 
1Ny alika handramatra tsy mivovo. [2.347]
2aza tsy mahavely vava amboa mivovo. [2.285]
3Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : mivovò
Passé : nivovò
Futur : hivovò

Entrée mivovo (vovo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo [1.1]
Morphologie 
Présent : mivovo
Passé : nivovo
Futur : hivovo

Entrée mivovo
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Taisaka] Mitsikilo, mitily [1.78]

Mis à jour le 2023/06/13