Teny iditra |
mizaha
(zaha)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha mijery: Lasa nizaha hira gasy izy telo mianaka ¶ Mitady, mikaroka zavatra: Tapak' andro maninjitra aho no nizaha ny solomasoko ¶ Mitsapa: Mizaha toetra ny mpiasa matetika ny mpampiasa [1.1]
|
| [Bezanozano]
mijery [1.78]
|
| [Sihanaka]
mijery, mitazana, mitady [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | Regarder, considérer, chercher; sonder [1.3]
|
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohatra |
1 | ary indroa izy no mizaha ny zaza amy ny indrai-andro;
[2.59]
|
2 | Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila.
[2.528]
|
3 | Ary hoy Lord Palmerston, ento mizaha ny zavatra rehetra izy ry Mr Freeman.
[2.366]
|
|
Ohabolana |
|