Teny iditra moka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazam-bibikely manidina mpitsentsitra ra ka mahatonga na mamindra aretina, toy ny tazo
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a mosquito
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] moustique
  [SLP 1986] moka, moky: moustique
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny moka ity (2): Bemoka, Maromoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31