Entrée |
molotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona [1.1]
|
Explications en anglais | The lips [1.7]
|
Explications en français | Lèvre [1.3, 1.8]
|
Exemples |
1 | Io izy, hoy Katy nanondro molotra.
[2.470]
|
2 | Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray.
[2.471]
|
3 | Ary ny molotrao ihany no mamely anao.
[2.996]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
molotra,
molotro,
molotrao,
molony,
molotsika,
molotray,
molotrareo,
molotr',
molo-,
molotry |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Holonyme |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes |
|
Entrée |
molotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Sisina: molobilany [1.1]
|
Explications en anglais | The rim of a kettle, etc. [1.7]
|
Explications en français | Lisière, rebord [1.3]
|
| Rebord d'une marmite, etc. [1.8]
|
Morphologie |
Simple : |
molotra,
molotro,
molotrao,
molony,
molotsika,
molotray,
molotrareo,
molotr',
molo-,
molotry |
|
|