Teny iditra | momba (omba) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy ¶ Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy ¶ Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao? ¶ Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to follow, to accompany, to associate with, to take part with. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | momba | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpampitohy | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Ohatra | Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 11] | ||||||||||||||||
Teny iditra | momba | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | barren. Used of women [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | barren (used of human beings) [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | stérile (se dit ses personnes) [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Teny iditra | mombà (omba) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao momba | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |