Teny iditra | mona | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga. [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | gros, dodu comme un enfant ou un petit animal [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | monamona ~ monamonany | ||||||
Teny iditra | môña | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] moana [1.78] | ||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |