Teny iditra mona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] gros, dodu comme un enfant ou un petit animal
Sampanteny 
Mpitovy hevitra monamona ~ monamonany

Teny iditra môña
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] moana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31