Teny iditra mondry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy misy rantsana intsony fa levon' ny aretina, toy ny habokana: Olona mondry no ampandraisinao zavatra ka hahay ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay main de lépreux dont les doigts sont tombés [1.196]
Sampanteny 

Teny iditra mondry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] regain [1.19]

Teny iditra mondry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] bombyx [1.19]
Voambolana 
Teny nalaina 

Fivaditsoratra mindro

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/28