Teny iditra mongo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Potika toy ny vovoka, torotoro, montsamontsana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy crushed to pieces, crushed to atoms, pulverized [Richardson 1885 takila 442]
Fanazavàna teny frantsay écrasé, moulu, pulvérisé ; figuré: battu [Abinal 1888 takila 444]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Marina aloha fa ny mahantra be dia olona potika, mongo, konka. [Wresinski: Mahantra]
2Koa raha misy olombelona miraviravy tanana sy manao voro-mitahy havana amin'izany, na borozano na miaramila - tsy dia hatao mongo tokoa? [Rahajarizafy: Kabary]

Teny iditra mongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy karazan-kazo [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra mongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka] ampombo [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Teny iditra mongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Nongona, montotra [Rajemisa 1985]

Teny iditra mongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Betsileo] (de mongo : écrasé, broyé). Nom général des espèces riches en mucilages qu'on écrasait au pilon pour préparer les mordants de teinturerie. Principalement Dionychia bojeri Naudin ined. (Melastomaceae). Voir aussi felambarika. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Garcinia pauciflora, Ochrocarpos bongo, Ochrocarpos orthocladus, Ochrocarpos perrieri, Rheedia excelsa, Rheedia madagascariensis

Teny iditra mongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (déformation fréquente de bongo).
¶  [Betsileo, Merina] Garcinia pauciflora Baker et Ochrocarpos orthocladus (Baker) H.Perrier (Clusiaceae).
¶  [Betsimisaraka, Bezanozano] Ochrocarpos bongo R.Vig. & Humbert, Ochrocarpos perrieri R.Vig. & Humbert, Rheedia excelsa R.Vig. & Humbert et Rheedia madagascariensis (Planchon & Triana) H.Perrier (Clusiaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Garcinia pauciflora, Ochrocarpos bongo, Ochrocarpos orthocladus, Ochrocarpos perrieri, Rheedia excelsa, Rheedia madagascariensis

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/07