Teny iditra | morona | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | the border, the brink, the edge [Hallanger 1973] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | le bord [Hallanger 1974] | ||||||
bord, côte, rivage [Boiteau 1997] | |||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny morona io | ||||||
Haianarantany | |||||||
Teny iditra | morona | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Mahafaly, Tandroy] (probablement une déformation de morama). Sorghum roxburghii Stapf (Poaceae). Introduite de l'Inde méridionale, ou de la côte orientale d'Afrique où elle est cultivée depuis longtemps. Fournit un grain comestible. Très résistante à la sécheresse. [Boiteau 1997] | ||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||
Anarana siantifika | Sorghum roxburghii | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/07 |
![]() |