Teny iditra mosare
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] mosary, tsy fisianjavatra hohanina, hanoanana: Repaky ny mosare [1.78]
Sampanteny 
Ohabolana 

Teny iditra mosare
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Taisaka] noana [1.78]

Fivaditsoratra ramose, serôma, somare

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31