Teny iditra |
moty
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | (teny tranainy) Motika ¶ Mokony madinika [1.1]
|
|
Teny iditra |
moty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kitsambony miraikitra amin' ny kofehy na amin' ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin' ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy ¶ Ny mifaingoka kely amin' ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon' ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka [1.1]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
moty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | tsilo na somo-bary [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | filet de riz [1.13]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
moty
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-borona [1.1]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
moty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka, Taisaka, Tanala]
tai-maso [1.78]
|
| Tai-maso fotsy miraikitra eo antsisi-maso [1.1]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
moty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tanosy]
(Probablement de motika : qu'on réduit en petits morceaux).
Chadsia grevei Drake (Fabaceae). Les racines réduites en menus fragments et écrasées avec de l'eau, servent à préparer un poison de pêche.
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Chadsia grevei |
|
Teny iditra |
moty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Nom donné à plusieurs carissa (Apocynaceae) dans le Sud-Est.
[1.196]
|
Voambolana |
|