Teny iditra mozika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Zavamaneno: Inona no mozika tao?
¶ Feon-javamaneno: Tiako ny mozika
¶ Fahaizana mitendry na mitsoka zavamaneno: Mianatra mozika isan-kariva izy
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a brass band; an orchestra; music
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] musique; orchestre
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: musique.
Teny nalaina 
Habaka lamozika.net (http://www.lamozika.net)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31