Teny iditra mpamoritra (foritra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] plieur

Teny iditra mpamoritra (poritra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] celui qui presse, qui opprime
Ohatra  [Baiboly: 2:003:007/Eksaody 3:7..] Efa hitako ny fahorian'ny vahoakako izay any Ejipta ary henoko ny fitarainany noho ny afitsok' ireo mpamoritra azy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31