Teny iditra mpampakatra (akatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza an-dRalehilahy mpampaka-bady, izany hoe mampiditra ara-dalàna vehivavy ho vady an-trano [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a bridegroom [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay le marié [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31