Teny iditra mpampivelona (velona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vehivavy mpampiteraka ny vehivavy bevohoka tonga andro [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a midwife [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay sage-femme [Hallanger 1974, SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]
 (toute l'île) (de velona : vivant). Matrone ou sage-femme soignant les femmes en couche. Elle utilise toujours en bains de vapeurs diverses essences et résines destinées à créer une atmosphère chaude et, si possible exempte de germes pathogènes. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra 
1Villette dia nanomana ireo ho mpampivelona ka nisy trano fiterahana naorina. [Fagereng: Tantara]
2ambin' ny folo taona taty aoriana, ny telo lahy dokotera, ny vavy anankiroa mpampivelona. [Ravelomanana: Lalana]
3fa ny Fariseo tsy nety nanaiky ny Jentilisa ho namany, ary nandrara ny vehivavy mpampivelona jiosy tsy hampivelona Jentilisa, na dia tokony hahafaty azy aza ny tsy hamonjeny ny vehivavy toy izany. [Randzavola: Baiboly, takila 291]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/08