Teny iditra |
mpanajary
(hajary)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Celui qui arrange, qui raccommode, qui met l’entente [1.3]
|
Ohatra | ary tsy misy mahay mifanasoa tahaka ny mpihavana tsy akory, fa tantanam-by, tsofa vy: havana mpanajary havana.
[2.436]
|
|
Teny iditra |
mpañajary
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
mpanamasina ody, mpimasy, ombiasy: Misarebasarebake tsy ho mpañajary ka mamadika andro hanak'olo (miedinedina tsy ombiasy ka ratsy fanandro zanak'olona) [1.78]
|
|