Teny iditra mpanambady (vady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 797] Celui qui est marié, les époux
Voambolana 
Ohatra 
1 [Rasamuel: Fanambadiana] Noho izany, tonony mazava ny anaran' ny mpanambady.
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 52] Haverin' ny ankizy ho mpanambady indray isika roa e.
3 [Ravelomanana: Lalana, takila 87] Nony vita ny sakafo dia niainga ny mpanambady sy ny vahiny namonjy ny fiangonan' i Lohomby.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/12