Teny iditra mpanana (anana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] celui qui possède
¶ riche
Ohatra 
1 [Dox: Mirahavavy] Zanak'olo-mpanana, hono, Rahanta sy Rambolatiana.
2 [Rapatsalahy: Kintana, takila 176] Na ny mahantra na ny mpanana samy efa nobaboiny avokoa.
Teny nalaina 

Teny iditra mpana (hana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] celui qui prend à intérêt

Teny iditra mpanana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sambo 2001 takila 161] chef, patron

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/27