|
|
|
|

Entrée1  mpanangona (angona)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  mpamory [1.13]
Explications en français  4  collecteur [1.13]
Exemples  5  Toy izany koa ny fahamarinana, fa ny tain' omby voavadika aza tsy misy mpanangona. [2.285]
6  Mpanangona ho an' ny mpanangom-bokatra no anton-draharahany ankoatra ny asa an-tsaha; [2.470]
7  Io ilay Rabery sady mpivarotr' enta-madinika no mpanangona ny vokatry ny tany no mpaka sary tao Farafangana. [2.499]
Mots composés 

Anagrammes  9  mpanangona, mpanongana

Mis à jour le 2023/09/08