Teny iditra | mpanao (tao) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza mpiasa ankapobeny, ary ampanarahana ny anaran' ny zavatra ataony izy io [Rajemisa 1985] | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mpanao io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |